๐๐ ๐๐๐ง๐ข๐ก๐๐ฅ๐๐ญ๐๐๐ : ๐๐๐ข๐๐๐๐ฌ ๐ก๐ข๐๐ข๐ฅ๐๐ก๐ ๐ฉ๐๐๐ข๐ก๐, ๐ก๐ฌ ๐๐ฅ๐๐ฌ ๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ ๐๐ง๐ฌ ๐ ๐๐ฌ
Jiolahy miisa telo no nifanehitra tamin’ny andrimasom-pokonolona ny alin’ny talata hifoha alarobia tamin’ny 9 ora alina tao amin’ny Fkt begavo Mangalaza Cr Feramanga avaratra.
Nikasa hanao vaky vala (halatra omby anaty vala) izy ireo raha ny fitantaran’ny andrimasom-pokonolona.
ย Nisy ny fifanjevoana teo amin’ny roa tonta ka tratra niaraka tamin fitaovampiadiana (basy) ny roa, ny iray kosa tafaporitsaka
ย Ny roa nodoran’ny fokonolona : ny iray maty kilan’ny afo, ny iray hafa na dia nodorana aza dia tsy nety may ary nentin’ny zandary.
______________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.