ππππ ππππ : πππ ππππππππ π ππππ ππππΓ ππππππππππ ππππ ππππππππ π πππ πππππ πππππ ππ « πππππ ππππππππππΒ Β» ππ ππππ’ππ ππππππππππ ππ ππππππππ, πππππππππ ππππππ
Β Β Tanora mpitarika Malagasy miisa 11 no voafantina ao anatin’ny programa βMandela Washington Fellowship for Young African Leadersβ amin’ity taona 2024 ity. Anisanβizany i Dieu DonnΓ© Razaramaroβ izay avy ao Ambohisoaβ Distrikanβi Mandritsara faritra Sofia – PrΓ©sident fondateur de l’organisation Mi’Art Eco NGO. Manaraka fiofanana momba ny « Civic EngagementΒ Β» ao amin’ny University of Maryland, Baltimore County ankehitriny.
Β Β Mandritra ny enina herinandro ny fiofanana momba ny fahaiza-mitarika any an-toerana. Tanora mpitarika samy efa misongadina amin’ny sehatra misy azy avy ireo voafantina anatin’ireo kandidΓ mpifaninana miisa 50 000 maneraka ny kaontinanta Afrikana, rehefa avy nandalo fifaninanana sy sivana entitra.