a
FandraisanaFilazana manjoπ“πŽπŒππŽπ’π€ππƒπ‘π€πˆπŠπˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 β€œπ…πˆπ‘π’π“ π„ππ„π‘π†πˆπ„β€ π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : ππˆππƒπ€πŽπ’πˆπŒ-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐓𝐄𝐒𝐀𝐍𝐀

π“πŽπŒππŽπ’π€ππƒπ‘π€πˆπŠπˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 β€œπ…πˆπ‘π’π“ π„ππ„π‘π†πˆπ„β€ π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : ππˆππƒπ€πŽπ’πˆπŒ-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐓𝐄𝐒𝐀𝐍𝐀

π“πŽπŒππŽπ’π€ππƒπ‘π€πˆπŠπˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 β€œπ…πˆπ‘π’π“ π„ππ„π‘π†πˆπ„β€ π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : ππˆππƒπ€πŽπ’πˆπŒ-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐓𝐄𝐒𝐀𝐍𝐀

Β  Β Narary tao am-ponja izyβ€š ka voatery nohentina namonjy toeram-pitsaboana tokony ho mitatao vovonana teoβ€š androany 11 Novambra 2024.

Β  Β Tafakatra hatramin’ny 41Β°C ny maripananyβ€š Tsy nahatsiaro tenaβ€š ary namoy ny ainy antsasakadiny nahatongavany tao amin’ny hopitaly be Antsohihy.

Β  Β Tompon’andraikitra niasa naharitra tao amin’ny β€œFirst Γ‰nergie” Bekitrobaka Antsohihy (Chef de section)β€š anisan’ireo 11 voasaringotra amin’ny raharaha fangalarana solika (gasoil) ka nahiditra am-ponja vonjimaika ny alatsinaina 04 Novambra 2024 teo izy. Raha ny angom-baovao voaray dia Miisa 13 ireo voarohirohy tamin’ny raharaha halatra sy fanampohana rano solika tao amin’ny First Energieβ€š 11 nahiditra am-ponja vonjimaika fa eo ambany fanaraha-mason’ny fitsarana ny 02.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment