πππππππππ : ππππππππ πππππβππ π πππππππ – ππππππ ππππππ ππππ
Β Β Niampatra teo anβarabe anoloanβny HΓ΄tel de Police Bazary kely Toamasina ity tovovavy nitafy ankanjo volomboasary ityβ nikasa hamono tena fa resinβny fiainana. Mafy ny fiainana ka tsy zakako ntsonyβ hoy izy.
Β Β Nanala azy teo ny mpitandro filaminana ary nitondra azy nody kosa olona mahalala azy io tolakandro ny 24 Jolay 2024 io.
Β Β Tovovavy monina ao Tsarahonena Toamasina izy ity raha ny fanazavana.