πππππππππ : πππππππππ ππ πΓ πππ ππππππππππππππππ πππππππππ – ππππππππ ππππππ ππππ πππππ πππ πππ ππ-πππππππ
Β Β Lehilahy teratany frantsay iray sy ny vadiny malagasy notafihan’ny jiolahy roalahy tao an-tranonyβ ny zoma misasakalina tao Antseranampasika Salazamayβ Toamasina.
Β Β Tsy nisy mpiambina ilay trano fa izy mivady ihany no ao anatiny. Niditra an-keriny tao an-trano ireo olon-dratsy nisaron-tavaβ nitsatok’antsy ny sandrin’ilay vazaha. Nianjera ity farany ka naratra mafy ary voa hatraminβny lohany
Β Β Tsy afa-nanohitra ilay vadiny noho ny hery tsy mitovy izay nampianβny tahotra sy hororo. Lasan’ireo jiolahy tsy mataho-tody ny finday lafo vidy βiPhoneββ ny solosaina, fahitalavitra, vola 500 000 ariary sy karatra fampiasa amin’ny banky.
Β Β Nohentina amin’ny CHU Morafeno kosa ilay vazaha naratra mafyβ manohy ny fikarohana ireo tsy valahara ny mpitandro filaminana.