πππ : πππππ ππππβππ ππππππππ πππππππ ππππππππππ
Β Β Tsy THB labiera akory izy ity fa fikambanana Tantsaha tehivoatra na hisehatra teknika moderina aminβny famokarana. Nampahafantatra ny fijoroanβny fikambanana THB ( Tantsaha tia Hanjary Boriziny ) io ny filohany – Emmanuel Vorisaotra.
Β Β Misokatra hoanβny rehetra ny fikambanana ary maimaimpoana ny fidirana ao anatiny ho fanampiana ny mpiarabelona. Hisy ny fampiofanana hanatsarana ny famokarana ary hisorohana ireo loza ahiana hitranga eo aminβny sehatry ny fambolenaβ mba tsy hiverenanβny fahapotehanβny fihariana tahaka ireo efa nitranga taloha ireny (bibi mamotika voly lojy na βblack eyesβ izay mampalaza ny Distrika Boriziny).
Β Β Hiroso misimisy kokoa aminβny fampiofanana sy fampiharana ny teknika moderna sy manaraka ny fivoarana ny tantsahaβ mba hampiroborobo ny famokarana ary teknisianina matianina no hiara-hiasa aminβny hetsika rehetra atao. Hiaraka hamaha olΓ na isika ary hiaraka hivoatra koa aza misalasala manatonaβ fa misokatra hoantsika ny fiarahamiasaβ antsoy ny laharana +261 34 64 326 29 β hoy ny filohan’ny THB – Emmanuel Vorisaotraβ niantso ny tantsaha hikambana.