ππ« ππππππ ππππππππ : ππππππ ππππππππ πππππβππππ ππππππππππππβ πππππ πππ πππππππππ
Β Β Tsy handraraka ilom-biandoha ahoβ ary hitsinjo hatrany ny vahoaka Malagasy fa indrindra ny vahoakanβny faritanin’i Mahajanga izay toerana nihavianaβ hoy Pr Loulla CHAMINAH raha nankasitraka ireo Raiamandrenyβ zokiolona nitso-drano azy tao Mahajanga androany sabotsy 31 Aogositra 2024.
Β Β Taoriany fanendrena azy dia nitsidika avy hatrany anβi Mahajanga ka izao izy nahazo tsodrano izao.
Β Β Vahoaka maro no tonga nitsena azy omaly 30 Aogositra 2024 raha vantany vao tonga ary nitondrany fisaorana izany.