a
FandraisanaPolitikaππ€π’πˆπ‘π˜ π€π‹πˆ : πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ ππ„πβ€™ππ˜ 𝐓𝐀𝐍À𝐍𝐀 𝐂𝐔 π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜

ππ€π’πˆπ‘π˜ π€π‹πˆ : πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ ππ„πβ€™ππ˜ 𝐓𝐀𝐍À𝐍𝐀 𝐂𝐔 π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜

ππ€π’πˆπ‘π˜ π€π‹πˆ : πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ ππ„πβ€™ππ˜ 𝐓𝐀𝐍À𝐍𝐀 𝐂𝐔 π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜

Β  Β NASIRY ALI no kandida voalohany nanatitra antotan-taratasy firotsahan-kofidiana hoan’ny kaominina Ambonivohitra Antsohihy.

Β  Β Efa niasa sy nanao ezaka hoan’ny vahoaka sy tanΓ na Antsohihy atsika. Tohizantsika ireo mbola tsy vita ary efa nisy lalana hita sy drafitra mazava tsara hanatsarana ity tanΓ nantsika ity. AlΓ΄ atsika hiarakaβ€š hifanampy sy hifanome tΓ nana hampandroso tanΓ nantsika iaraha-manana ityβ€š hoy izy niantso fiaraha-mientana amin’ny vahoaka.

Β  Β Andrasana ny fankatoavana ataon’ny OVEC sy ireo kandida hirotsa-kofidina hifanina aminy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment