ππππππππππ πππ ππππ : πππ πππππ ππππππ ππππππ πππππ πππ ππππ ππ
Β Β Nanontany teny sady toa lany hevitra i Dah’Mama Tompon’la klΓ© aminβizao fotoam-pialan-tsasatra izao.
Β Β Maro ireo lehilahy tsy mamela ny vadiny andeha irery any Nosy Be aminβizao vacances izao Ny Antony tsy haiko hatreto… hoy izy sady namoaka ity sariny tsy nahazo alalana andeha hamonjy FESTIVAL SOMARΓHO izao.
Β Β Festival manana ny lazany eto Madagasikara tokoa ny SOMARΓHO ka maro ireo avy aminβny lafivalonβny Nosy tonga mamonjy sy maniry hamonjy izany any Nosy-Be. Ny sasany tsy afaka noho ny tsy fahampianβny vola am-pelatananyβ ny sasany noho ny hasarotam-piaroβ ny sasany noho ny tsy fahasalamanaβ ny sasany noho ny fifanindrianβny fotoana…