ππππ ππ π ππππππππππ πππ π : ππππππππ ππππ πππ-ππππ
Β Β Tovolahy iray avy tany aminβny St Gabriel hidina amin’ny marcoz no tra-doza teo aminβny RTN Tsaramandroso ambony.
Β Β Tsy nisy ny aina nafoy fa naratra mafy ilay tovolahy ary simba ny moto.
Β Β Niezaka niala sy nanome lalana Ilay moto ireo Bajaj talohany fa nohon’ny fandehanana mafy dia izao loza izao no vokany.