๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ : ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
Miisa 10 ireo vehivavy nandray anjara taminโny fifaninana โMISS SALOUVA 1รจre รditionโ tato aminโny Distrikanโi Antsohihyโ 05 nihintsana ary 05 hafa tafakatra taminโny lalao famaranana izay natao tao aminโny Terrain Bruce Antsohihy omaly 23 Jona 2024.
ย ย Nivoaka ho mpandresy ary nisalotra ny anarana โ๐ ๐๐ฆ๐ฆ ๐ฆ๐๐๐ข๐จ๐ฉ๐ ๐๐ก๐ง๐ฆ๐ข๐๐๐๐ฌ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฐโ i Julienne Razafiarisoa. faharoa โ๐ญรจ๐ฟ๐ฒ ๐๐ฎ๐๐ฝ๐ต๐ถ๐ป๐ฒ ๐ ๐ถ๐๐ ๐๐ฎ๐น๐ผ๐๐๐ฎ ๐๐ป๐๐๐ผ๐ต๐ถ๐ต๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฐโ i Marie Irina Neodolce ary fahateloa โ๐ฎรจ๐บ๐ฒ ๐๐ฎ๐๐ฝ๐ต๐ถ๐ป๐ฒ ๐ ๐ถ๐๐ ๐๐ฎ๐น๐ผ๐๐๐ฎ ๐๐ป๐๐๐ผ๐ต๐ถ๐ต๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฐโ i Noella Urcilla Ali Bacar.
ย ย Izy ireo araka izany no hisolotena ny Distrika Antsohihy handray anjara aminโny fifaninana rezionaly izay andraisanโny Distrika 07 anjara.
ย ย Fampiroboroboana sy fameloma-maso ny sehatry ny kolontsaina sy ny fitafy mampiavaka anโny Malagasy fa indrindra aty aminโny tapany avaratra andrefanโi Madagasikara no anisany antom-pisiany hetsika. Matetika aminโny fahoriana no ampiasana salovana โsalouvaโโ izay zary ho fahazaran-dratsy tatoatoโ efa vitsy ny olona mampiasa salovana rehefa hamonjy fetyโ lanonana na tsaboraha…