ππππ & ππππππ πππ ππ : πππ πππ πππ ππππππππππππππππππ ππ ππππππππ
Β Β Ramatoa kely FRANKLINE ao any Mandritsara no voahosotra ary hitondra ny anaram-boninahitra Β«MISS SOFIA 2024Β».
Β Β Andriamatoa PLASTIDE avy ao Port BergΓ© kosa no voahosotra sy hisalotra ny anaram-boninahitra Β«MISTER SOFIA 2024Β»
Β Β Ampahan-tsary voalohany fa ho taterintsika eto momba ireo MINI-MISSβ MINI-MISTER ary ireo rehetra hisolotena ny faritra Sofia hiatrika ny fifaninana Miss et Mister Γle de Madagascar any Antananarivo.