πππππππππ ππππππππβππ π ππππππππ ππππππ πππ ππππππππππ ππππ πππππππ πππ πππ ππππ’ππ π ππππππππ πππ-πππ π ππππππππππππβππ πππππππππ – ππππ – ππππ π πππππππππ ππππππππ ππππ πππππππ ππππ πππππππππ
Β Β Efa tonga eto Antsohihy ny βBIOPHARMA FITSABOANA NATORALY ZATO ISAN-JATOβ afaka manasitrana aretina maro.
Β Β Maro ireo mijoro vavolombelona fa sitrana rehefa nanaraka toromarika sy nampiasa vokatra BIOPHARMA – RIRA – MASY IMRAβ misy ireo nialana nenina sy navoakanβny hopitaly fa tsy sitrana intsony no mbola voatahy rehefa tonga aty aminayβ hoy ny fanazavana nataonβi Armandine Raharimalala mpiandraikitry Biopharma Antsohihy.
Β Β Aminβizao dia efa miparitaka sy betsaka ny aretina azo avy aminβny firaisana ara-nofo (solopisoβ angatraβ filahiana na fivaviana misy bay sns)β manana fanafody mahomby hiatrehana izany izahayβ hatraminβny VIH/SIDA aza afaka sitranina fa somary maharitra ny fitsaboana azyβ hoy hatrany ny fanazavana.
Β Β Ao Ambalabe Estβ ampitanβny Coco βpiΓ¨ceβ sy Airtel Antsohihy no misy toeram-pivarotana fanafody vokarinβny Biopharma – RIRA – IMRA. Manao βmassage gΓ©nΓ©raleβ massage pointβ ihany koa ao ary afaka manatona any an-trano.