πππππ ππππππ : πππππππππ π πππππππππ ππππβππππ πππππππππ ππππππ ππππΓππ ππππ – ππππ – πππ
Β Β Fampanantenana efa nataokoβ ho famporisihana ireo zaza hianatra tsara izy ityβ lalavola 200 000Ar hoanβny mpianatra nahazo LaurΓ©at CEPEβ 500 000Ar hoanβny mpianatra nahazo LaurΓ©at BEPC ary 1 000 000Ar hoanβizay nahazo LaurΓ©at BAC ato aminβny DistrikanβAntsohihyβ hoy Benβny tanΓ na NASIRY Ali nanazava sady namporisika ireo Tanora anohy ny ezaka efa vita ary izay tsy nahazo mba hikiry mafy mba hahazo aminβny fotoana manaraka.
Β Β Zava-dehibe ary fototry ny fandrosoana ny fahalalana sy fahaizana ka tsy tokony atao ambanin-javatraβ hoy hatrany izy namporisika ny Ray aman-dReny hampiana-janaka. Misy aminβireo mpianatra moa lasa niala sasatra ka ny Ray aman-dReniny no naka fanomezana ho azy.