a
FandraisanaFampianarana𝐋𝐀𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐆𝐑𝐄𝐓𝐄𝐋 : ππ€π“π€πŽ π•π„π‹πŽπŒπ€ π…π€π‘π€ππ˜ π“π€πŽ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ 𝐂𝐔𝐑 π•πŽππ“πŽπ•πŽπ‘πŽππ€

𝐋𝐀𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐆𝐑𝐄𝐓𝐄𝐋 : ππ€π“π€πŽ π•π„π‹πŽπŒπ€ π…π€π‘π€ππ˜ π“π€πŽ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ 𝐂𝐔𝐑 π•πŽππ“πŽπ•πŽπ‘πŽππ€

𝐋𝐀𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐆𝐑𝐄𝐓𝐄𝐋 : ππ€π“π€πŽ π•π„π‹πŽπŒπ€ π…π€π‘π€ππ˜ π“π€πŽ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ 𝐂𝐔𝐑 π•πŽππ“πŽπ•πŽπ‘πŽππ€

Β  Β Tovolahy tsotraβ€š tia namana sy mahay mifandray amin’ny mpiarabelona i Gretel Lahatra Randrianarisoaβ€š mpianatra 4 Γ¨me annΓ©es en Informations GΓ©ographiques et AmΓ©nagements des Territoires – IGAT, sady Filohan’ny Mpianatra Polytechniciens zanaka Mahajanga (ESPOIR de Majunga) amizao.

Β  Β Fandalovana anefa ny eto an-tany ka nadao atsika izyβ€š nodimandry tao amin’ny CHU Fenoarivoβ€š omaly 17 Septambra 2024.

Β  Β Amin’ny maha mpianatra azy dia natao veloma farany tao amin’ny CUR VONTOVORONAβ€š nampandalovina tao amin’ny FAST-FOOD Ankantsoβ€š mialoha ny fitondrasana azy hitodi-doha any Port BergΓ© faritra Sofia.

Β  Β Tonga nankahery ireo mpianatra sy ny fianakaviana tamin’izao fahoriana mandalo izao ny hiraka nalefan’i Pr Loulou Chaminah – Minisitry ny fampianarana ambony sy fikarohana ara-tsiansaβ€š ESPA Vontovorona ary ny mpianatra maro. Handalo sy hiaretan-tory ao Port BergΓ© ny Razana ny Alakamisy 19 Septambra 2024β€š ampandalovina ao Ambalamahogo ary aterina any amin’ny fasan-drazany Marovato raha tsy misy fiovana ny fandaharam-potoana.

Β  Β Mitondra teny fampionona sy fankaherezana ny fianakaviana ary mirary azy handry am-piadanana.piadanana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment