π π.ππ.ππ.ππ : πππππππππ ππ« ππππππ ππππππππ – πππππππππ ππ π πππππππππππ ππππππ
Β Β Nitondra teny fisaorana sy fankasitrahana ny fitondram-panjakana tarihinβny Filoha Andry Rajoelina sy Praiminisitra Ntsay Christian ny Fikambanana Zanaky Mahajanga Mitambatra na FIZAMAMI izay nihaona mivantana tamin-dRamatoa Minisitry ny fampianarana ambony sy fikarohana ara-tsiansaβ Pr Loulla CHAMINAH omaly alatsinaina 09 Septambra 2024.
Β Β Nitondra teny fankaherezana hoanβny Ramatoa Minisitra ary namporisika azy hijoro hatrany aminβny adidy mavesatra izay nankinina taminy.
Β Β Nanamafy izy ireo fa manohana ary mitambatra iray aminβny firaisankina hoanβny Zanaky ny Faritanin’i Mahajanga.