a
FandraisanaKolontsaina sy Talenta๐…๐„๐’๐“๐ˆ๐•๐€๐‹ ๐ƒ๐Ž๐๐€-๐๐„ ๐€๐๐“๐’๐Ž๐‡๐ˆ๐‡๐˜ : ๐…๐Ž๐“๐Ž๐€๐๐€ ๐’๐ˆ๐’๐€ ๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐’๐€๐๐€

๐…๐„๐’๐“๐ˆ๐•๐€๐‹ ๐ƒ๐Ž๐๐€-๐๐„ ๐€๐๐“๐’๐Ž๐‡๐ˆ๐‡๐˜ : ๐…๐Ž๐“๐Ž๐€๐๐€ ๐’๐ˆ๐’๐€ ๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐’๐€๐๐€

๐…๐„๐’๐“๐ˆ๐•๐€๐‹ ๐ƒ๐Ž๐๐€-๐๐„ ๐€๐๐“๐’๐Ž๐‡๐ˆ๐‡๐˜ : ๐…๐Ž๐“๐Ž๐€๐๐€ ๐’๐ˆ๐’๐€ ๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐’๐€๐๐€

ย  ย Efa natomboka taminโ€™ny famorana faobe ny zoma 19 Jolay 2024 teo ny hetsika fanombohana ny ๐…๐„๐’๐“๐ˆ๐•๐€๐‹ ๐ƒ๐Ž๐๐€-๐๐„ eto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia.

ย  ย Hisy ny diabe mamakivaky tanร na rahampitso 25 Jolay 2024 aminโ€™ny 02 ora tolakandroโ€š ho tohizana aminโ€™ny kabary hifandimbiasanโ€™ireo manampahefana ato aminโ€™ny faritra sy ireo vahiny nasaina ho fanokafana ofisialy ny ยซ๐—™๐—˜๐—ฆ๐—ง๐—œ๐—ฉ๐—”๐—Ÿ ๐——๐—ข๐—ก๐—”-๐—•๐—˜ ๐Ÿฎรจ๐—บ๐—ฒ ๐—˜๐——๐—œ๐—ง๐—œ๐—ข๐—กยป ao aminโ€™ny โ€œterrain Travauxโ€ Antsohihy.

ย  ย Manomboka aminโ€™ny 09 ora alina ny alim-pandihizana fanokafana sady ๐Ÿ’›๐—™๐—œ๐—ก๐—”๐—Ÿ๐—˜ ๐— ๐—œ๐—ฆ๐—ฆ ๐——๐—ข๐—ก๐—”-๐—•๐—˜๐Ÿ’š ao aminโ€™ny Tranompokonolo Antsohihy. Izay mahazo voalohany no solontena hiala sasatra any aminโ€™ny Nosy Maorisy sady mahazo fanomezana maro.

ย  ย Hisesisy araka ny fandaharam-potoana aorianโ€™izay ny hetsika miaraka aminโ€™ireo mpanakanto maro nasaina hanafana ny lanonana . Matotra ny fanomana ary efa narindra mba tsy hisiany olร naโ€š mpitandro filaminana mitambatra no hitandro ny filaminana mandritra ny hetsikaโ€š ampy ny trano fandraisam-bahiny hoanโ€™ireo avy lavitraโ€š hoy ny fanazavana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment