π πππππππ πππ ππππππππ : πππππ πππ ππππππππππππ – ππππππ ππ ππππππ π ππππ πππππππππππππππππ
Β Β Β«Festival de baleine Anosy dβAntananarivo???? Ambarao ny marina aaah. Tsy niteny zaho ôôô. Tsy niteny zaho fa niagaviana aaa ! Zaho tsy hitonona ny anaran’olona ao ambadik’io projet io oo. Ambarao ny marina aaa! hoy Koto Lilahimahitsoambo naneho ny heviny momba ny fanatanterahana ny Β«FESTIVAL DES BALEINESΒ» izay voalaza fa hatomboka eto Antananarivo ny andiany voalohany amin’ny volana mey 2025 ho avy ioβ raha ny 12 Jolay ka hatramin’ny 20 Jolay 2025 kosa hanatanterahana ny andiany faharoa any Sainte Marie, faritra nampalaza azy hatramin’izay.