π ππππππ πππ ππ : πππππ πππππ ππππβππ π ππππππππππ ππ πππππ-πππ πππππππππππ
Β Β Tsy misy afa-tsy ny fanarahan-dalΓ na sy fahatongavan-tsainβny tsirairay fa indrindra ny mpampiasa lalana no vahaolana aminβny fampihenana ny lozam-pifamoivoizana. Hisy ny fampatsiahivana sy fanentanana atao aminβny fampanarahan-dalΓ naβ ary handrasaina fepetra ny tsy fanarahan-dalΓ na mba hahatratrana ny tanjona aminβny fampihenana ny lozam-pifamoivoizana eto amintsikaβ hoy Jeneraly Reribake Jeannot – Directeur GΓ©nΓ©ral de la sΓ©curitΓ© routiΓ¨reβ raha nitafa taminβireo manampahefana sy tompon’andraikitra aty ifotony momba ny fampihenana ny lozam-pifamoivoizana ato aminβny faritra Sofia.
Β Β Voaresaka nandritra ity fotoana nandalovanβny Tale Jeneraly ity ihany koa ny voka-dratsy ateriky ny fampiasana ny fiara tsy ara-dalΓ naβ eo aminβny tontolo sy ny tokony hanamafisana ny fandrasaina andraikitra manoloana izanyβ ho fiadivana aminβny fiovaovanβny toetrandro.