π ππππ ππππππ : ππππππ ππ πππππ – πππππ π πππππ π ππ πππ ππ πππππππ ππππ ππππππππβ πππππππππ ππ-πππππ ππππ ππππππππ ππππππβππππππ
Β Β Navoakan’ity tovolahy ity tamin’ny βFacebookβ ny horonantsariny sy ilay sakaizany (sipany) 16 taona manao firaisana ara-nofo. Ilay zazavavy (16 taona) ihany no miseho fa izy tsy hita ao anatin’io horonantsary io.
Β Β Indray hariva, tamin’ireny fotoanan’ny fampielezan-kevitra ireny no tapaka tampoka ny jiron’ny Jirama tao Farafangana, raha iny te am-periny iny izy roaβ nanararaotra naka finday ity tovolahy ity ka novelominy ny jirony. Hay sady naka horonantsary izy fa tsy fantatr’ilay zazavavy efa maka fafiny.
Β Β Efa tsy voaisa intsony ny firaisana ara-nofo vitanβizy roa sady natetika araka ny fanazavana. Nanomboka taminβny volana April 2024 izy roa no niaraka ka ny volana aogositra 2024 teo no naparitany ilay horonan-tsary.
Β Β Nanokatra fanadihadiana ny manampahefanaβ nisy famotorana ka nampidirina am-ponja vonjimaika ny 17 Oktobra 2024 teo ilay tovolahy rehefa fantatra fa izy no ambadikβilay fakana sy famoahana horonan-tsary manao firaisana ara-nofo aminβny ankizy tsy ampy taona. (mba tehanao film X koa angamba).