ππππ πππππππππ : π πππ ππ πππππ
Β Β Nomarihina nandritra ny 02 andro teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia ny faha-05 taona ny EDSP (Ecole de Droit et Science Politique) Antenne Antsohihy. Andiany miisa 02β maherinβny 20 no efa navoakany.
Β Β Miavaka ny fiarahamoninaβ ny firenena misy olona mahay lalΓ na sy manara-dalΓ na ary manomboka aminβizay ny fandrosoana sy ny filaminany. Ilaina ny mianatra lalΓ naβ hoy Dr HDR Loulla Chaminahβ mpampianatra ao aminβny EDSP.
Β Β Niatrika ny fotoana ny manampahefana ambony ato aminβny faritra Sofia izay notarihin’ny Sekretera Jeneralin’ny Faritraβ tazana nanontrona teto ihany koa ny filohanβny Oniversite Mahajanga miaraka aminβireo mpampianatra maro eo anivon’ny Oniversite eto Madagasikara. Atrik’asa famelabelaran-kevitra momba ny maha zava-dehibe ny fahaizanao sy fanajana lalΓ na ao anaty fiarahamonina sy ny firenenaβ diabe namakivavy tanΓ na Antsohihy ary nofon-kena mitam-pihavanana no nandravahana ny lanonana nandritra ny 02 andro.
Β Β Mandray mpianatra vao afaka bakalorea ny EDSP Antsohihy ary tsy mitsahatra mitombo isan-taona ny mpianatra misafidy ny hanohy fianarany etoβ misy ireo avy aminβny Distrika sy faritra manodidina ny faritra Sofia mianatra ato noho ny fisiany mpampianatra matihanina ao aminy.