a
FandraisanaFambolena sy fiompina𝐃𝐑𝐄𝐃𝐃 π’πŽπ…πˆπ€ : πŒπ€ππ€π-π‰πŽ π…π„ππŽ π‡π€πŒππˆπ€π’π€ π‡π€π™πŽ π€ππ€π“π˜ 𝐀𝐋𝐀 πŒπ€ππŽπƒπˆπƒπˆππ€ π€π™π˜ 𝐍𝐘 πŽπ‹πŽπŒ-ππˆπ‘π„ππ„ππ€ π„ππ˜ πˆπ…πŽπ“πŽππ˜

𝐃𝐑𝐄𝐃𝐃 π’πŽπ…πˆπ€ : πŒπ€ππ€π-π‰πŽ π…π„ππŽ π‡π€πŒππˆπ€π’π€ π‡π€π™πŽ π€ππ€π“π˜ 𝐀𝐋𝐀 πŒπ€ππŽπƒπˆπƒπˆππ€ π€π™π˜ 𝐍𝐘 πŽπ‹πŽπŒ-ππˆπ‘π„ππ„ππ€ π„ππ˜ πˆπ…πŽπ“πŽππ˜

𝐃𝐑𝐄𝐃𝐃 π’πŽπ…πˆπ€ : πŒπ€ππ€π-π‰πŽ π…π„ππŽ π‡π€πŒππˆπ€π’π€ π‡π€π™πŽ π€ππ€π“π˜ 𝐀𝐋𝐀 πŒπ€ππŽπƒπˆπƒπˆππ€ π€π™π˜ 𝐍𝐘 πŽπ‹πŽπŒ-ππˆπ‘π„ππ„ππ€ π„ππ˜ πˆπ…πŽπ“πŽππ˜

Β  Β Niteraka resa-be ireo hazo voatetitetika miisa 300 izay hita tao Bemarambonga kaominina Antsahabe Distrika Antsohihy. Ny sasany nilaza fa an’ny manampahefana ambony ao amin’ny fitaleavam-paritry ny tontolo iainana sy fandrosoana lovain-jafy ireo hazo ireto ary kasaina hoampakarina aty Antsohihy ka izao tratehaky ny Zandary izao.

Β  Β Ny fanadihadiana natao no nahafantarana izay tomponyβ€š ary io tompony io no nilaza fa nahazo alalana amin’ny manampahefana isan’ambaratongany izy mialoha ny fanapahana ireto hazo iretoβ€š raha ny fanazavana.

Β  Β Efa hatramin’ny volana Jolay 2024 no nikarakara antotan-taratasyβ€š nanao fangatahana mba ahafahana manapaka hazo i Zaramina monina ao Bemarambongaβ€š izay voalaza fa hanaovany trano.

Β  Β Nandiso ny filazam-baovao izay miendrika fanalam-baraka natao azy ny fitaleavam-paritry ny tontolo iainana sy fandrosoana lovain-jafy ary nanamafy fa manan-jo hisitraka ny vokatry anaty ala (droit d’usage) na zo-nentimpaharazana (Ohatra : ny filana amin’ny taotrano) izany anefa dia tsy maintsy anaovana fangatahanaβ€š mihainga avy any ifotony (fokontany) ary miafara amin’ny Benin’ala. Nandritra ny fitsirihana natao ifotony no nahafantarana fa voahaja avokoa ny fepetra maha ara-dalana ny fisitrahana ny zo-nentimpaharazana hanaovana trano izay misoratra amin-dRamatoa Zaraminaβ€š araka ny fanazavana voaray.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment