πππππππ ππππππ : πππ πππππππππππππ πππππππ-πππππππππ π π ππππππππππ ππ πππππππ πππ πππππππ πππππππ πππππ ππ π ππππ πππ
Β Β Matetika mihebohebo sy mpampihorohoro ireo mpiasam-panjakana ary manapatra fehefana ireo olom-boafidy sasany rehefa nampindraminβny vahoaka fahefanaβ hany ka sahirana ny mpiasam-panjakana sasany manatanteraka ny asany.
Β Β Nilaza ampahibemaso nandritra ny fahatongavany voalohany tao Mandritsara anefa AndrΓ© Razakamanana na i Zakabe – Solombavambahoaka voafidy tao aminβny Distrikanβi Mandritsara fa tsy hamindra ireo mpiasam-panjakana izay manao asany ara-dalΓ naβ tsy hanararaotra fahefana fa hanompo sy hanasoa vahoaka.
Β Β Tonga nanontrona ny fahatongavany tao Mandritsara ity moa ny solombavambahoaka voafidy tao Befandrina Avaratra – Atoa Bernardin dit Din Rotsaka. Ireto farany izay hiatrika fivoriana voalohany androany 09 Jolay 2024 ao aminβny Antenimierampirenena.