πππππππ ππππππ : ππππππππβππ ππππππππβπ πππππππππππ ππ-πππ ππππππ
Β Β Diabe namakivavy tanΓ nanβi Mandritsara no nandraisanβny vahoaka anβny Depiote AndrΓ© Razakamanana dit Zakabe sy Ramatoa vadiny androany 05 Jolay 2024. Fahatongavana voalohany teto an-toerana taorianβny voka-pifidianana ofisialy.
Β Β Solombavambahoakanβi Madagasikara voafidy tato aminβny Distrikanβi Mandritsara taminβny anarany tenany manokana (indΓ©pendant) izy.