πππππππ ππππππ : ππππ πππππππ ππ-ππππππ ππ ππππππ π πππππππππ
Β Β Milaza ho manana havana marary mafy any Maevatanana ity olona niditra an-keriny tao anaty kaonty fesibokinβny Depiote Volahaingo Marie ThΓ©rΓ¨se ityβ ka mata-bola an-hetsiny maro aminβolona ao.
Β Β Manaitra ny olon-drehetra tsy ho voafitaka ary tsy handefa vola aminβny laharana omenβolona ao mihitsy Ramatoa Solombavambahoakaβ izay nilaza fa efa ao anaty famahana olΓ na aminβizao.