a
FandraisanaPolitika𝐂𝐑 π€ππ€π‡πˆπƒπ‘π€ππŽ : πŒπˆπˆπ’π€ πŸŽπŸ’ πˆπ‘π„πŽ πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ π‡πŽ ππ„πβ€™ππ˜ 𝐓𝐀𝐍À𝐍𝐀

𝐂𝐑 π€ππ€π‡πˆπƒπ‘π€ππŽ : πŒπˆπˆπ’π€ πŸŽπŸ’ πˆπ‘π„πŽ πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ π‡πŽ ππ„πβ€™ππ˜ 𝐓𝐀𝐍À𝐍𝐀

𝐂𝐑 π€ππ€π‡πˆπƒπ‘π€ππŽ : πŒπˆπˆπ’π€ πŸŽπŸ’ πˆπ‘π„πŽ πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ π‡πŽ ππ„πβ€™ππ˜ 𝐓𝐀𝐍À𝐍𝐀

Β  Β Izy 04 mianadahy amin’ny sary ireto no kandida nanatitra antotan-taratasy firotsahan-kofidiana ao amin’ny kaominina Anahidrano.

Β  Β CLARISSE Manajara dite Mme LISY : Mpampianatra manana ny maha izyβ€š vehivavy mihetsika an-tanΓ na no matetika mijoro raha sendra misy zavatra manjohy ny zanaky ny kaominina Anahidrano sady zanatany…
– Dr HAJA : Mpitsabo sady mpanao politika efa nitarika antoko TGV tato amin’ny Distrika Antsohihy fa voahilika rehefa nahita olona malaza sy manana tanjaka ny antoko nisy azy taloha izay nanohana fitondrana ankehitriny.
– DOUΓ‰ Andrianjara dit PAPIN : Mpampianatra manana ny maha izy azy sady efa nitana andraikitra ambony tao amin’ny DREN Sofia no zanatany ihany koa…
– DIDY Dielo : Ben’ny tanΓ na amperinasa ary mpampianatra nanana ny lazany ary efa namoaka mpianatra maro hoan’ny Distrika Antsohihy…

Β  Β Samy nilaza ireto fa vonona hitondra fampandrosoana sy hamaha olΓ ny tsy fandriampahalemana misy ao amin’ny kaominina Anahidrano izay toerana nipoirany Rain’ny fahaleovan-tenaβ€š Filoha Philibert Tsiranana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment