πππ ππ ππππππππ ππππππ ππππ ππππβππ ππππππ : ππππππππ ππππ-ππ ππππππ
Β Β Faly i Big MJ mpihira fa tonga soamantsara eto Antananarivo renivohitry Madagasikara ny zanany vavy ka norohany teo aminβny molony ho fanehoam-pitiavana aminβny maha ray niteraka azy.
Β Β Miteraka resa-be an-tambazotran-tserasera anefa izany fihetsika izany ary nokianinβireo mpanaraka azy sasany.
Raha ny hevitraoβ fahotana ve io nataonβny Big MJ io ?