πππβππ πππΓππ ππππππππππππππ : πππππ ππππ-ππππππ πππ ππππππππππ
Β Β Mody ariva avy nanatitra antotan-taratasy firotsahan-kofidiana tao aminβny OVEC izy mivady no voatora-bato teo akaiky ny tanΓ na Betomendry kaominina Anahidrano Distrika Antsohihy omaly 26 Septambra 2024 tokony ho taminβny 07 ora sy sasany alina teo.
Β Β Kodiaran-droa no nandehanana ka lavo izy mivady ary tsy nahatsiaro tena ingahy Benβny tanΓ naβ lasa ny sakosy nisy volaβ miaraka aminβny finday.
Β Β Taxi-brousse mandeha alina no nanavotra sy nitondra azy ireo namonjy toeram-pitsaboana Anjiamangirina. Efa tsy misy atahorana ny fahasalamanβizy mivady ankehitriny.