πππβππ πππΓππ πππππππππ – πππππππππ πππππππ : πππππππππ ππ πππππ-πππππππ ππ π ππππππππππ-πππππ πππ ππ π ππππππππππ ππ ππππ πππ ππ
Β Β Nolanianβny filan-kevitry minisitra androany 03 Jolay 2024 ny didim-panjakana manendry anβAtoa Talentino Hilaire Richard ho Talem-paritry ny fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany Sofia.
Β Β Tanora manana ny maha izy sady manana ny fahaizany sy ny traikefanyβ Benβny tanΓ na voafidy tao aminβny kaominina ambonivohitra Analalava izy izao voatendry hitana andraikitra ambony ato aminβny faritra izao. Miarahaba sy mirary soa azy aminβny adidy goavana izay hiantsorohany.