ππππππππ π πππ πππππππ : ππππππππππβππ ππππππ πππππ π πππππππππ πππ πππππππ – πππππππππ ππ ππππππ ππ ππππππ πππππ πππ
Β Β Voahantsonβny Polisy any NorvΓ¨ge mba hatao famotorana i Assanati Famo Gidraka ilay vehivavy tompony sady namorona βwerawera tsy maintsy mandehaβ mizara vola aminβny vahoaka Malagasy mahavita mi-werawera isanβandro aty Madagasikara.
Β Β Omaly alatsinaina izy no niantrika fiantsoana natao azy. Nitondra fanazavana anefa izy mialohanβio fa raha tsy tafaverina aminβny tambazotran-tserasera izy dia voatazona vonjimaika any am-ponja na MD araka ny nambarany.
Β Β Niandry vaovao nandritra ny tontolo andro ny mpanaraka fa hatretoβ tsy mbola hita nilaza ny tohim-baovao momba azy izy ka mitaintaina ny mpanaraka fandrao nahiditra am-ponja vonjimaika tokoa ity vehivavy tompony werawera ity.
Β Β Andrasana araka izany ny vaovao ofisialy sy marina momba azy fa izanyβ efa nanafatra mialoha izy hoe : Β«Raha sanatria tsy tafaverina eto aminβny Facebook aho rahampitso dia mitohy fona ny WERAWERA tsika satria efa nanokafako ny compte Werawera aty NORVEZY ihany koa Mr Freddy 6mois lasa zay, ary efa any aminy ity carte Bleu ity no sady efa nasiko vola 10Milliard Fmg hozaraina aminareo isanandro eto anampiana anareo atao Tosika Fidirany Mpianatra mandrapaha. Izany hoeβ mandeha fona ny werawera tsika ary tsy azo ajanona izany satria tsy manana olana ara-bola isika mpiwerawera. Werawera tsy maintsy mandeha Tompokolahy sy Tompokovavy.Β» hoy izy nanao fanambarana.