πππππππππ : ππππ ππ πππππππππ ππππππ πππππ πππππ ππππ-πππππβ πππππππβππ ππππππππ ππππβππ πππππππ
Β Β Tratra ariva avy nivarotra ilay Ramatoa nitondra vola be 04 tapitrisa Ariary (20 000 000fmg) ka nandeha Taxi-ville teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia omaly 23 Jolay 2024. Noho ny hamehana anefa dia adino tao anaty fiara niarahany io ilay poketra nisy vola be.
Β Β Notehirizinβny mpamily izany nandritra ny alina ary noresahiny taminβny filohanβny sendika Taxi-ville Antsohihy ny maraina teo mba averina aminβny tompony.
Β Β Tonga nanatona ny filohanβny sendika ilay Ramatoa nanadino poketra feno vola tao anaty fiara ity ny maraina ny 24 Jolay 2024 ka nomena ny tompony ity vola be mitentina 04 tapitrisa Ariaryβ tsy nisy banga ity.
Β Β Manamafy hatrany ny filohan’ny sendika fa ny fitaizana ataonβny Benβny tanΓ na NASIRY Ali sy ny Talem-paritry ny filaminam-bahoaka izay mizara traikefa sy fahaiza-miaina matetika aminβireo mpamily no nampiova toe-tsainβny mpamily Taxi-ville Antsohihyβ mitohy ny fiarahamiasa aminβny vahoaka ary hiezaka hatrany izy ireo aminβny fanatsarana ny fiarahamiasa.