πππππππππ : ππππππππ πππππ πππ πππππβ πππππ πππππ ππππβππ π ππππππππ πππ πππππ π ππππππ
Β Β Ny faraparany taona 2023 no nisehoanβny tranga vononβolona tao aminβny fokontany Androibe kaominina Ankerika Distrika Antsohihy faritra Sofia. Efa-dahy namany efa any am-ponja fa izy tafaporitsaka.
Β Β Renβny fianakaviana fa mihaodihaody ao an-tampon-tanΓ na Antsohihy sady namonjy Festival DONA-BE izy ka nametraka paikady ahafahana mamaly faty ny fianakaviana namoy havana ireo.
Β Β Androany maraina ny 30 Jolay 2024β roa andro nahavitanβny Festival izy tazanβny tompon-kavana tao Bazary be Antsohihy ka niharany daroka mafyβ nanampy ny fianakaviana nidaroka sy nanesy ity tovolahy ity ho atao aminβny fanaovana azy (ho vonoina) ny fokonolonaβ saingy tonga tampoka ny mpitandro filaminana naka azy.