πππππππππ : πππ πππππππ ππππ ππππ ππ ππππ πππ ππππππππππ ππ πππππππ ππππππ
Β Β Mitohy ny fanarahandia atao aminβireo omby an-jatony very tao Andavaboay kaominina Ambalafaminty ny 07 Septambra 2024 teo.
Β Β 46 efa tafaverinβny Zandary aminβny tompony aminβizao. Atao hazalambo ireo dahalo ary mitohy ny ezaka aminβny fitsinjovana sy fanampiana ireo tantsaha ifotonyβ hoy ny Lefitry ny komandy ny vondron-tobim-paritra Antsohihy – Lieutenant RaphaΓ«l Randriambelomananaβ izay any an-toerana mitarika ireo Zandary sy fokonolona manao fanarahandia.