πππππππππ : πππππππ ππ π πππππππππππ ππ π ππππ-ππππππππ
Β Β Matso lehibe sy fanomezana mariboninahitra hoanβireo nahavita be teto aminβny firenena no nanamarihana ny faha-64 taona niverenanβny fahaleovan-tena teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia.
Β Β Nitarika ny lanonana ny Lehiben’ny Prefektiora Antsohihy sy ireo manamboninahitra maro. Nanontrona teny ny Jeneraly LYLYSON RenΓ© de Rolland – Governora Faritra Sofia β ny solombavambahoaka sy ny Benβny tanΓ naβ ireo tompon’andraikitra lehiben’ny sampandrahara maro ary ny vahoaka.