a
FandraisanaPolitikaπ€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : πŒπˆπˆπ’π€ πŸŽπŸ“ πˆπ‘π„πŽ πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ π‡πŽ ππ„πβ€™ππ˜ 𝐓𝐀𝐍À𝐍𝐀

π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : πŒπˆπˆπ’π€ πŸŽπŸ“ πˆπ‘π„πŽ πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ π‡πŽ ππ„πβ€™ππ˜ 𝐓𝐀𝐍À𝐍𝐀

π€ππ“π’πŽπ‡πˆπ‡π˜ : πŒπˆπˆπ’π€ πŸŽπŸ“ πˆπ‘π„πŽ πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ π‡πŽ ππ„πβ€™ππ˜ 𝐓𝐀𝐍À𝐍𝐀

Β  Β Ireto kandida amin’ny sary miisa 05 ireto no hifanina amin’ny fifidianana Ben’ny tanΓ na hoan’ny kaominina Ambonivohitra Antsohihy.

Β  Β MARA DonnΓ© : Efa Ben’ny tanΓ na talohaβ€š fa tsy tafavoaka mandΓ  faharoa ka natolotry β€œmouvement Gascar” ankehitriny…
– VANESSA Justicia na Vaney’s Tsara VintagΓ±a : Mpanakanto sady vady navelan’itompokolahy Depiote Jao Jeanβ€š efa kandida solombavambahoakaβ€š laharana fahatelo tamin’ny fifidianana farany teo hoan’ny Distrika Antsohihy…
– VICTOR Mikhet dit Amada : Olona akaiky Depiote Jao Jean sady kandida Ben’ny TanΓ na narotsany tamin’ny fotoanandronyβ€š efa Ben’ny tanΓ na ihany koa taloha fa tsy tafavoaka mandΓ  faharoa…
– FLORENT Rakotobe : Zokiolona sady mpanao politika miaradia amin’ny vondrona mpanohitra fitondrana…
– NASIRY Ali : Ben’ny tanΓ na amperinasaβ€š lany tamin’ny anarany tenany manokanaβ€š nalain’ny TGV mba ho kandida hirotsa-kofidina amin’ny antokony IRMARβ€š…

Β  Β Andrasana ny fankatoavan’ny OVEC ny antotan-taratasy izay Voahatitraβ€š ary mbola manana 48 izy ireo ahafahana mameno ny antotan-taratasiny raha toa ka misy tsy ampy araka ny fanazavana nataon’ny Filohan’ny CED Antsohihy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment