πππππππππ – ππ πππππ πππππππππππ π πππππππππππππ
Β Β Niavaka fankalazana ny fetim-pirenena teto an-tampon-tanΓ nanβi Analalavaβ ankoatranβny fanolorana ireo mariboninahitra sy ny matso dia nisy ny seho namoahanβireo tanora ny talentany sy hetsika ara-kolotsaina maro.
Β Β Nitarika ny lanona ny Lehiben’ny Distrika Naina Xavierβ izay nontrononβi Ampanjaka be Zalifa Bente Salim. Tazana teny ihany koa ny Benβny tanΓ na Talentino Hilaireβ voafidy tao Analalava.