πππππππ : πππππ ππ ππππ πππππππ ππ πππππ-πππ πππππππππππ
Β Β Voalaza ho nanao taingimbeβ olona miisa 03 niaraka moto iray tao Antranokarany Ambanja androany 09 Novambra 2024β ka nifandona mafy taminβity fiara 4Γ4 ity.
Β Β 02 taminβireo niaraka moto no maty tsy tra-drano fa mbola manaraka fitsaboana ny 01. Potika tsy nisy azo noraisina ny lohanβny fiara sy ilay moto.
Β Β Manaitra ny mpampiasa lalana hatranyβ mba hitandrina sy hanara-dalΓ na mifehy ny fifamoivoizanaβ ho fisorohana ny loza amoizana ainβolona tahaka izao.