a
FandraisanaVaovaom-paritraZANAKY NY FARITRA SOFIA : MIANTSO NY ZANA-TANY REHETRA HIJORO MANOLOANA NY FIJALIAM-BAHOAKA EFA LALIM-PAKA‼️

ZANAKY NY FARITRA SOFIA : MIANTSO NY ZANA-TANY REHETRA HIJORO MANOLOANA NY FIJALIAM-BAHOAKA EFA LALIM-PAKA‼️

ZANAKY NY FARITRA SOFIA : MIANTSO NY ZANA-TANY REHETRA HIJORO MANOLOANA NY FIJALIAM-BAHOAKA EFA LALIM-PAKA‼️

Tsy ekenay ny fampijanonana tsy ara-potoana sady tsy ara-dalàna ny asan’ny HCDDED ; Tsy ekenay ny anjonjay atao amin’Atoa NAVONY Pierre Lenoble izay filohan’ny HCDDED noho ny fahasahiany mijoro sy miteny ny zava-misy marina ; Entanina ny zanaka Sofia jiaby mba hitambatra ‚ hijoro hanohitra ny fanenjehana lavareny atao amin’ny zanaky ny faritra.

Olo be sy Ray aman-dReny zanaky ny faritra Sofia maromaro no tazana nanao ity fanambarana ity teo anatrehany mpanao gazety androany 25 Martsa 2023.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment