WENDY CATHALINA : MIRARY FETY SAMBATRA HOANTSIKA
Tsy lava resaka izy fa ireto sariny miaraka amin’ny Tovolahy mifampitantana tazana ho feno fitiavana sy hasambarana ireto no nozarainy mpanakanto Wendy Cathalina hoan’ny mpankafy azy sady nitondrasany teny firariantsoa ihany koa.