a
FandraisanaSosialyWENDY CATHALINA : MANKAHERY NY FIANAKAVIANA NIHARABOINA TAO ANATY « VEDETTE » ARY MIRARY FAHASALAMANA HOAN’IREO MBOLA MANARAKA FITSABOINA

WENDY CATHALINA : MANKAHERY NY FIANAKAVIANA NIHARABOINA TAO ANATY « VEDETTE » ARY MIRARY FAHASALAMANA HOAN’IREO MBOLA MANARAKA FITSABOINA

WENDY CATHALINA : MANKAHERY NY FIANAKAVIANA NIHARABOINA TAO ANATY « VEDETTE » ARY MIRARY FAHASALAMANA HOAN’IREO MBOLA MANARAKA FITSABOINA

Manoloana ny zava-nitranga tany Ambiky- Antafiampatsa ( District Antsohihy)nomoaly, izay namoizana ain’olona maro 😭, taorian’ny fifandonan’ ny botry iray sy vedette tany andranomasina, dia miondrika ampanajana ary miara-miombona alahelo amin’ireo fianakaviana rehetra manamanjo ny tenako sy ny equipako, sady mirary fahasalamana feno ho an’ireo maratra zay mbola tsaboina.» Hoy ity tanora mpanakanto fanta-daza zanaka Antsohihy ity tao amin’ny pejiny ‚ naneho ny alahelony.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment