a
FandraisanaFahasalamanaVONJY AINA – RAMATOA MAY NY AFO TAO AMBATOBOENYβ€ΌοΈπŸ”΄

VONJY AINA – RAMATOA MAY NY AFO TAO AMBATOBOENYβ€ΌοΈπŸ”΄

VONJY AINA – RAMATOA MAY NY AFO TAO AMBATOBOENYβ€ΌοΈπŸ”΄

May nianjera tamin’ny afo i SOAMAZAVA , 49 taona avy ao amin’ny fokontany BealΓ na ,CR Ankijabe,Distrika Ambatoboeny β€š Efa mitsabotena tao amin’ny CHRD2 Ambatoboeny saingy noho ny fahasahiany Dia voatery hoentina any Mahajanga izy . Nilaza izy fa efa lany tanteraka ny eo ampelatanany ka mila vonjy sy tolo-tΓ nana ny tenany amin’ny Malagasy mpiray Tanindrazana.

Ireto ny laharana afahana manampy sy hifandraisana aminy na olona mikarakara azy
0333253834 (Romualson Julien)
0329641082 (Seth Willy Olson)
0343504535 (Tina Patrick)

Afaka aterina mivantana ao amin’ny Fiangonana FJKM Ambatoboeny Fahazavana ihany koa ny fanampiana fa izy ireo no mandray azy vonjy maika amin’izao.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment