VOASAMBOTRA VELONA ILAY VOAY TAO AMIN’NY RANO MAMPIKONY
Vehivavy iray namitana teo amoron-drano Mampikony no fantatra fa matin’ny voay herinandro lasa izay . Voatery nanafatra mponina avy ao Antanandava ‚ toerana izay misy mpivarotra mena-boay ‚ ary manana traikefa amin’ny fisamborana voay ihany koa ka izao nahitam-bokany izao.
Voay velona no azo sy voasambotra androany ary atao amin’ny fanaovana azy raha ny fanazavana.