VEHIVAVY ANTSOHIHY SY NY 08 MARTSA 2023
Maro ireo hetsika efa vitan’ny vehivavy mivondrona ao amin’ny KB8M eto Antsohihy ho fanamarihana ny 08 MARTSA 2023 « andro manerantany hoan’ny vehivavy ».
Nisy ny fifaninana hazakazaka anaty gony ‚ hazakazaka mitondra atody amin’ny sotro ary fitondrasana moto mora nefa tsy mikasi-tany ny tongotra . Nazoto ny vehivavy tamin’ny fandraisana anjara ‚ hisy ny hetsika fanamarihana iraisany vehivavy rehetra rahampitso 08 Martsa eo amin’ny Rond point fa ho taterintsika eto ny fandaharam-potoana rehetra.