a
FandraisanaFampianaranaVATSIM-PIANARANA 05 VOLANA TSY VOALOAN’NY FANJAKANA : MIDONA-TSETROKA ENY AMBONDRONA MAHAJANGA ‼️

VATSIM-PIANARANA 05 VOLANA TSY VOALOAN’NY FANJAKANA : MIDONA-TSETROKA ENY AMBONDRONA MAHAJANGA ‼️

VATSIM-PIANARANA 05 VOLANA TSY VOALOAN’NY FANJAKANA : MIDONA-TSETROKA ENY AMBONDRONA MAHAJANGA ‼️

Tabataba sy fandorana kodiarana vao maraina ho fitakiana vatsim-pianarana 05 volana no nanombohan’ireo mpianatra ao Ambondrona ‚ Oniversiten’i Mahajanga ny herinandro vaovao sy volana April 2023.

Vatsim-pianarana tsy voaloa‚ fotodrafitrasa tsy zarizary ‚ zo maro no voahitsakakitsaka eny amin’ny Oniversitem-panjakana maro eto Madagasikara . Daroka bomba mandatsa-dranomaso sy fisamborana mpianatra no valin-kafatra matetika avy amin’ny fitondram-panjakana fa tsy misy vahaolana matotra sy maharitra.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment