a
FandraisanaFilazana manjoURGENT – NODIMANDRY TAO AMIN’NY HOPITALY BE NEFA TSY MBOLA MISY FIANAKAVIANA NA OLONA MAHAFANTATRA AZY ITOMPOKOLAHY RAKOTONIRINA RADOSON AVY AMBATOLAMPY‼️

URGENT – NODIMANDRY TAO AMIN’NY HOPITALY BE NEFA TSY MBOLA MISY FIANAKAVIANA NA OLONA MAHAFANTATRA AZY ITOMPOKOLAHY RAKOTONIRINA RADOSON AVY AMBATOLAMPY‼️

URGENT – NODIMANDRY TAO AMIN’NY HOPITALY BE NEFA TSY MBOLA MISY FIANAKAVIANA NA OLONA MAHAFANTATRA AZY ITOMPOKOLAHY RAKOTONIRINA RADOSON AVY AMBATOLAMPY‼️

Nodimandry teto Antsohihy ary natao amin’ny toerana voatokana hoan’ny razana ao amin’ny Hôpitaly Be Antsohihy (MORGUE) ny nofo mangatsikany‚ mandrapahahafantarana ny fianakaviany na ireo mahafantatra azy.

Lehilahy 55 taona avy any Ambatolampy‚ nitady ravinahitra taty amin’ny faritra Sofia saingy izao nidaosim-pahafatesana izao.

Izay mahalala na mahafantatra azy na ireo fikambanana avy any amin’ny toeram-pihaviany ‚ na izay mahalala ny fianakaviany mba hampandre sy hampilaza ny havany.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment