URGENT – MILA VONJY – ZAZA MARARY AO NOSY BE
Efa natao avokoa ny fitsaboana rehetra fa tsy nahitam-bokany kanefa vola lany ary tsy manana ampiasaina sy hitsaboana azy intsony izahay ‚ mamy ary tianay ny zanakay ka mba mila vonjy tompoko ‚ hoy ny Renim-pianakaviana namboraka ny tao am-pony an-dranomaso.
Mila vonjy ity Zaza ity ‚ afaka miantso ny laharana : 034 96 817 89 izay maniry tehanampy sy mila fanazavana ankoatran’izay efa voasoratra etsy ambony.