a
FandraisanaVaovaom-paritraURGENT – ANTSOHIHY : LEHILAHY IRAY TSY MISY MAHAFANTATRA▪️HITA FATY TAO AMIN’NY KIANJAN’NY TRAVAUX AMBALABE OUEST‼️

URGENT – ANTSOHIHY : LEHILAHY IRAY TSY MISY MAHAFANTATRA▪️HITA FATY TAO AMIN’NY KIANJAN’NY TRAVAUX AMBALABE OUEST‼️

URGENT – ANTSOHIHY : LEHILAHY IRAY TSY MISY MAHAFANTATRA▪️HITA FATY TAO AMIN’NY KIANJAN’NY TRAVAUX AMBALABE OUEST‼️

Tovolahy iray no hita faty‚ niankohoka teo akaikin’ny fitaovana fanamboran-dalana efa tsy mandeha ao amin’ny kianjan’ny travaux publics‚ Ambalabe Ouest Antsohihy tokony ho tamin’ny 04Ora tolakandro teo‚ androany 16 Jona 2023.

Tsy mbola fantatra mazava izay nanjohy azy fa izy efa teo no nisy nahita ka nitangoronan’olona. Efa miantrana any an-toerana manao ny fitsirihana sy fanadihadiana ny mpitandro filaminana avy eo anivon’ny Polisim-pirenena.

Entanina izay mahalala azy na mahafantatra ny fianakaviana mba hampandre azy ireo.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment