TUC TUC SAMBAVA : MITOKONA
Mitaky ny hampakarana ny saran-dalana ho 2000Ar amin’ny lalana vita Tara ary 3000Ar amin’ny fiholanana lalam-potaka ‚ izay mifanohitra tamin’ny fanapahan-kevitra notapahiny koperativa sy mpikambana ao amin’ny birao 1500Ar.