a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaTSARA HO FANTATRA MOMBA NY FIRAISANA ARA-NOFO

TSARA HO FANTATRA MOMBA NY FIRAISANA ARA-NOFO

TSARA HO FANTATRA MOMBA NY FIRAISANA ARA-NOFO

Zavatra tena ankafizin’ny olombelona ny miray ‚ tsy mifidy saranga sy taona izany .
Tsarovy tsara anefa fa zava-masina izy io.

Manomboka masin’andro anio ry namako sy anabaviko dia fadio ny manao firaisana amin’ity karazan’olona rehetra ity . Misy « échange d’énérgie » eo amin’ny olona roa rehefa miray.

Koa raha izao vehivavy/lehilahy rehetra izao no hanoloranao ny vatanao dia tadidio fa miteraka « blocage » eo amin’ny fiainanao izany.
Lalina be moa io raha ho voasana eto fa izao :
• olona azonao antoka fa fidèle aminao hiraisana
• olona manana tahan-kovitra miabo ambony (vibration positive)
• olona vadinao
Tsy vazivazy io tompoko o! Tena misy akony be amin’ny fiainanao io.

Raha te handalina be be kokoa ianao dia tadiavo ity boky ity : « Mariage parfait » izay nosoratan’i Samael Aun Weor.

Tsy izay olona hitanao omaly akory no handeha ho tifirina sy hamelarana ry namako a. Aza miditra amin’izany mihitsy raha tsy fantatrao mazava ilay olona sy ny hery entiny.

Tena mampitontongana ny fiainanao ny tsy fitandremanao izany.
Afaka tsy mino ahy ianao ary afaka mino koa. Andramo e!!!!

adidio fa Masina ny vatanao io. Fadio ry zalahy ny mitifitra izao karazam- behivavy rehetra izao. Fadio ry zavavy ny mamelatra amin’ity lehilahy rehetra ity.

Atsipy foana ny teny eny am-pon’ny mahalala.
Mandray ianao tsara, tsy mandray ianao afaka adidy aho.
Afaka tezitra izay tezitra fa tsy rarahako.
Mirary soa!!!!!
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment