a
FandraisanaVaovaom-paritraTRAFIKANA SOLIKA MITAMPOKA ANTSOHIHY : FIARA MPITATITRA SOLIKA MIISA 05 MANDALO FANARAHAMASO SY FITSIRIHANA

TRAFIKANA SOLIKA MITAMPOKA ANTSOHIHY : FIARA MPITATITRA SOLIKA MIISA 05 MANDALO FANARAHAMASO SY FITSIRIHANA

TRAFIKANA SOLIKA MITAMPOKA ANTSOHIHY : FIARA MPITATITRA SOLIKA MIISA 05 MANDALO FANARAHAMASO SY FITSIRIHANA

 Fiara mpitatitra solika miisa 05 avy tany Mahajanga no ahiana ho mitondra solika mitampoka ‚ hamatsiana sy hoampiasaina ary ho amparitaka eto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia . Nosamborina sy notazonon’ny mpitandro filaminana vonjy maika avy hatrany ireo mpamily voasaringotra amin’izany . Mandeha ny fitsirihana sy fanadihadiana ary fanarahamaso ataony OMH izay efa tonga hatramin’ny omaly 12 Oktobra 2022.

Andrasana ny mety ho valiny fanadihadiana sy fitsirihana ataon’ireo “spécialiste” sy manampahefana momba izany.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment